Overblog
Editer l'article Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
3 septembre 2015 4 03 /09 /septembre /2015 12:11

*

Vao hita tamin’ny volana Aogositra 2015 teo ao Ambodivoahangy (Tanandava), fitrandrahana vatomena hafa, ary indrisy mbola ratsy fitantanana foana...

"Ny « mpividy », matetika aziatika, tailandey  na sri-lanke, dia mitady foana isan'andro ny handresy lahatra anay fa tsy misy kalitao ary  tsy misy vidiny ny  vatonay. Tsy mahafantatra ny vidin’ny harena eo anivon’ny tsenan' izao tontolo izao izahay ary alavitra  ny manam-pahaizana azo antoka manoro, dia tsy maintsy milefitra amin'ny sanda mora nohon’ny amin'ny sakafo hanina  isan'andro», hoy ny tompon-tany. "Ny sasany dia miteny hoe rehefa vita ny fitrandrahana, dia zoridira no avelany eto amin’ny faritray".

"Misy fiantraikany ratsy izao tranga izao eo amin'ny fiainan'ny olona indrindra indrindra amin'ny tovovavy ao Andrebakely sy Tanambe satria ny vahiny dia mividy ary mamitaka ireo amin'ny vola amin'an-tapitrisa maro", hoy ny solombavam-bahoaka. 

Ny fokonolona isam-paritany dia tokony mahafantatra mialoha hoe inona avy ny harena natoraly anaty ny taniny, ny vidiny eo amin'ny sanda maneran-tany, ary ny fomba fiarovana izany harena izany, ny tontolo iainany sy indrindra indrindra ny kalitaom-piainana. 

 

Traduction: 

Depuis Août 2015 à Ambodivoahangy (Tanandava), un autre gisement de rubis découvert mais hélas de nouveau mal géré…

« Les « patrons », souvent des asiatiques, des thaïlandais ou sri-lankais, veulent toujours chaque jour nous faire persuader que nos pierres sont sans qualité et sans valeur. Étant loin des cours mondiaux et des spécialistes  honnêtes, nous sommes obligés de céder à petits prix pour nos besoins quotidiens», nous confient les propriétaires naturels. « Certains d’entre eux parlent même de laisser de la poubelle dans notre région après l’exploitation». 

« Cela entraîne un impact défavorable sur la vie des habitants  particulièrement sur les jeunes filles de Tanambe et d’Andrebakely car les étrangers osent séduire à coup de millions d’Ariary », déplore le député.

Les fokonolona (propriétaires naturels) de chaque région devraient être informés à l'avance sur les différentes richesses de leur sous-sol, leur valeur au niveau des cours mondiaux, et la manière de défendre leurs propriétés, leur environnement,  ainsi que la qualité de vie. 

 

Translation:

Since August 2015 in Ambodivoahangy (Tanandava), another ruby deposit discovered, but unfortunately mismanaged once again ...

"The « bosses », often asian, thai or sri lanka people, always every day want to persuade us that our stones are without quality and without value. Being far from world market prices and honest specialists, we are obliged to yield at low prices because of our daily needs», say natural owners. « Some of them talk about leaving trash in our region after exploitation".

"This situation causes an adverse impact on the lives of people, especially on young girls of Andrebakely and Tanambe because foreigners dare seduce with millions of Ariary," says the deputy.

The fokonolona (natural owners) of each region should well know in advance the different riches of their subsoil, their value in world market prices, and how to defend their properties, their environment, as well as the quality of life. 

*
Partager cet article
Repost0
Published by Josy

 

 

 

 

 

 

 

 

Continue ta vie avec ceux qui t'aiment vraiment, qui améliorent ta situation réellement et te rendent   heureux(se). Laisse tomber  ceux qui, à travers leurs actes, ne s'appliquent pas   à cela.