"... ny malagasy dia tsy ampy fitiavana ny malagasy, ny fireneny, ny teniny, ny kolon-tsainy, izahay vazaha anefa tena tia ..."
Vazaha Miteny Gasy - Ny Tanjonay
Isaorana daholo izay manaraka sy manohana anay! Ito indray izahay manazava kely ny amin'ny tanjonay sy mombamomba anay. Misaotra jiaby e!